FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.3 11
  • 29 Martsa–4 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 29 Martsa–4 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.3 11

29 Martsa–4 Aprily

NOMERY 15-16

  • Hira 101 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Aza Manambony Tena na Matoky Tena Loatra”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • No 15:32-35: Inona no ianarantsika avy amin’io fitantarana io? (w98 1/9 20 § 1-2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) No 15:1-16 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Jesosy —Mt 16:16. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)

  • Lahateny: (5 min.) w15 15/5 15 § 5-6: Foto-kevitra: Tsy Mety Mihitsy ve ny Mirehareha? (th lesona 8)

FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 124

  • “Aza Manahaka An’ireo Nivadika”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 7 § 1-9, efajoro “Afaka Mandrakotra Fahotana ny Ra”, “Hajao ny Ain’ny Biby”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 49 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara