FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.3 14
  • 5-11 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 5-11 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.3 14

5-11 Aprily

NOMERY 17-19

  • Hira 80 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Izaho no ... Lovanao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • No 18:19, f.a.p.: Inona no atao hoe “fifaneken-tsira”? (g 12/06 17 § 7)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) No 18:1-13 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Jesosy—Mt 20:28. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 6)

  • Lahateny: (5 min.) w18.01 18 § 4-6: Foto-kevitra: Nahoana Isika no Manome ho An’i Jehovah? (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 117

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 7 § 10-19, efajoro “Sarobidy Amiko ve ny Ra?”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 98 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara