FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.3 22
  • 26 Aprily–2 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 26 Aprily–2 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.3 22

26 Aprily–2 Mey

NOMERY 25-26

  • Hira 135 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mety Hahasoa ny Maro ny Zavatra Ataon’ny Olona Iray”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • No 26:55, 56: Nahoana ny fomba nizaran’i Jehovah ny tany tamin’ireo fokon’ny Israely no mampiseho hoe hendry izy? (it “Sisin-tany”: “Sisin-tanin’ireo fokon’ny Israely” § 2-3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) No 25:1-18 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mampisehoa video iray amin’ilay olona (tsy tena alefa anefa ilay izy). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 3)

  • Lahateny: (5 min.) w04 1/4 29: Foto-kevitra: Nahoana no Tsy Mitovy ny Isa Resahin’ny Nomery 25:9 sy ny 1 Korintianina 10:8? (th lesona 17)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 28

  • “Fidio Tsara ny Namanao”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ohatra Fampitandremana ho An’ny Androntsika—Ampahany. Ampirisiho ny rehetra hijery an’ilay video manontolo.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 8 § 1-10

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 31 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara