FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.5 3
  • 10-16 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 10-16 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.5 3

10-16 Mey

NOMERY 30-31

  • Hira 51 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Efao ny Voadinao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • No 30:10-12: Nivoady i Hana hoe homeny an’i Jehovah i Samoela mba hanompo azy. Ahoana no ahafantarantsika hoe neken’i Elkana izany? (1Sa 1:11; it “Jefta”: “Nanao voady” § 4)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) No 30:1-12 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Fikasan’Andriamanitra—Is 55:11. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora boky na bokikely fianarana Baiboly ary manomboha fampianarana Baiboly. (th lesona 19)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 5

  • Mampianatra Antsika Hahay Hiaritra ny Zavaboary: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana isaky ny zavaboary tsirairay: Inona no ianarantsika avy amin’izy io momba ny fiaretana? Ahoana no ampisehoantsika hoe mahavita miaritra toa azy io isika?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 8 § 19-26, efajoro “Miezaka Mafy Hanao ny Tsara ve Aho?”, “Hain’Andriamanitra ny Zava-drehetra”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 75 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara