FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.5 5
  • 17-23 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 17-23 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.5 5

17-23 Mey

NOMERY 32-33

  • Hira 142 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Roahy ... ny Mponina Rehetra ao Amin’ilay Tany”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • No 33:54: Ahoana no nizarana ny tany tamin’ny fokon’ny Israely? (it “Sisin-tany”: “Sisin-tanin’ireo fokon’ny Israely” § 3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) No 32:28-33 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • “Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo? Mampiasà Fanoharana mba Hanasongadinana Hevi-dehibe”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao... Mampiasa Fanoharana mba Hanasongadinana Hevi-dehibe.

  • Lahateny: (5 min.) w09 1/10 30, efajoro: Foto-kevitra: Nahoana no Notahin’i Jehovah ny Ady Nataon’ny Israelita Fahiny? (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 58

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 9 § 1-12, efajoro “Nahazo Hery Aho mba Hadio Fitondran-tena”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 48 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara