FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.5 8
  • 24-30 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 24-30 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.5 8

24-30 Mey

NOMERY 34-36

  • Hira 33 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Miezaha Hialoka Amin’i Jehovah”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • No 35:31: Nahoana i Adama sy Eva no tsy handray soa amin’ny soron’i Jesosy? (w91 15/5 13 § 13)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) No 34:1-9 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 9)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) fg 2:9-10 (th lesona 19)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 88

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Izay Tiana no Anarina: (6 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Fanontaniana: Nahoana ianao no mila anarina indraindray? Nahoana no mahasoa anao ny fanitsiana? Nahoana i Jehovah no mananatra antsika?

  • “Izay Tian’i Jehovah no Faiziny”: (9 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 9 § 13-21, efajoro “Ahoana no Hialako Amin’ny Fahazaran-dratsy?”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 42 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara