FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.5 17
  • 14-20 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 14-20 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.5 17

14-20 Jona

DEOTERONOMIA 5-6

  • Hira 134 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Zaro ho Tia An’i Jehovah ny Zanakao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • De 5:21: Inona no ianarantsika avy amin’ilay lalàna mandrara ny fitsiriritana? (w19.02 22 § 11)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) De 5:1-15 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hianatra Baiboly ilay olona, ary asehoy azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 9)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Ampifanaraho amin’izay ilain’ilay olona ny resaka ataonao sy ny andinin-teny vakinao. (th lesona 12)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) fg 9:6-7 (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 105

  • “Miezaha Foana Haneho Fitiavana ao An-tokantrano”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 10 § 9-15, efajoro “Inona no Toetra Tiako Hananan’izay ho Vadiko?”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 31 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara