FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.5 22
  • 28 Jona–4 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 28 Jona–4 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.5 22

28 Jona–4 Jolay

DEOTERONOMIA 9-10

  • Hira 49 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Inona moa no Angatahin’i Jehovah Andriamanitrao Aminao?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • De 9:1-3: Na “mahery sy lava” aza ny taranak’i Anàka, nahoana ny Israelita no tsy tokony hatahotra azy ireo? (it “Anakita” § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) De 10:1-11 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 9)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) fg 12:4-5 (th lesona 18)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 135

  • Lalao Video: Mandresy Ianao sa Resy?: (7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no mety ho very raha manao lalao video ianao? Inona no zava-dehibe kokoa noho ny lalao video? (Ef 5:15, 16) Nahoana no ahitana ny tena toetranao ny lalao video ataonao? Inona no hanampy anao handresy?

  • “Mba Mailomailo Amin’ny Resaka Toaka!”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 11 § 1-9

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 105 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara