NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Mba Mailomailo Amin’ny Resaka Toaka!
Mila mifehy tena daholo ny Kristianina rehetra amin’ny resaka toaka. (Oh 23:20, 29-35; 1Ko 6:9, 10) Raha mifidy ny hisotro ny Kristianina iray, dia tokony ho araka ny antonony izany. Tsy tokony hiankin-doha amin’ny alkaola koa izy, na hanafintohina ny hafa. (1Ko 10:23, 24; 1Ti 5:23) Tsy misy azo terena hisotro toaka, indrindra fa ny tanora.
JEREO ILAY VIDEO HOE MBA MAILOMAILO AMIN’NY RESAKA TOAKA! VALIO IRETO AVY EO: