5-11 Jolay
DEOTERONOMIA 11-12
Hira 40 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ahoana no Tian’i Jehovah Hanompoana Azy?”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
De 11:29: Ahoana no mety ho nahatanterahan’io andininy io? (it “Gerizima, Tendrombohitra” § 4)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) De 11:1-12 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
“Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo? Miezaha Hangoraka”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao... Mangoraka.
Video Fitoriana: (4 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Fijaliana—Jk 1:13. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fitoriana: (2 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)