FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.7 5
  • 12-18 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 12-18 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.7 5

12-18 Jolay

DEOTERONOMIA 13-15

  • Hira 38 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Hita tao Amin’ny Lalàna hoe Miahy ny Mahantra i Jehovah”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • De 14:21: Inona no azontsika ianarana amin’ilay lalàna hoe “aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny”? (w06 1/4 31)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) De 13:1-16 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Fijaliana—1Jn 5:19. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 7

  • “Aza Manahy Mihitsy”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Aza Avela ho Levona Mihitsy ny Fitiavanao... Na Mahantra aza Ianao: Congo.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 11:20-22, efajoro “Ahoana no Hanatsarako ny Fifandraisanay?”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 98 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara