FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.7 8
  • 19-25 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 19-25 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.7 8

19-25 Jolay

DEOTERONOMIA 16-18

  • Hira 115 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Toro Lalana mba Hitsarana Ara-drariny”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • De 17:7: Nahoana ny Lalàna no nilaza fa ireo vavolombelona no hitora-bato voalohany an’ilay olona voaheloka? (it “Fandroahana”: “Teo ambanin’ny Lalàn’i Mosesy” § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) De 16:9-22 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraha gazety manazava an’ilay hevitra noresahin’ilay olona. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 4)

  • Lahateny: (5 min.) it “Fitsarana”: “Eo anivon’ny fiangonana kristianina” § 1: Foto-kevitra: Misy Mpitsara ve eo Anivon’ny Fiangonana Kristianina? (th lesona 18)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 81

  • Afaka Manao Mpisava Lalana Maharitra ve Ianao?: (10 min.) Fiaraha-midinika ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana, miorina amin’ilay lahatsoratra hoe “Mba Andramo Ange na dia Herintaona Fotsiny aza E!” sy ilay hoe “Ahoana no Handaminako ny Fotoanako?” tao amin’ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana Jolay 2016. Alefaso ilay video hoe Tahin’i Jehovah ny Fanompoana Ataontsika, ary iaraho midinika.

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv Fanazavana Fanampiny “Azo Atao ve ny Misaraka na Misintaka?”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 131 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara