FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.7 12
  • 2-8 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 2-8 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.7 12

2-8 Aogositra

DEOTERONOMIA 22-23

  • Hira 1 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Hita avy Amin’ny Lalàn’i Mosesy hoe Miahy ny Biby i Jehovah”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • De 23:19, 20: Nahoana no hoe ny hafa firenena ihany no azon’ny Israelita nakana tombony fa tsy ny mpiray firenena aminy? (it “Trosa, Mpitrosa” § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) De 23:1-14 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • “Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo? Miezaha Hanohina ny Fo”: (9 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao... Manohina ny Fo.

  • Lahateny: (5 min.) g 4/15 13: Foto-kevitra: Ratsy ve ny Mamono Biby? (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 62

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 12:9-14

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 36 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara