FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.7 15
  • 9-15 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 9-15 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.7 15

9-15 Aogositra

DEOTERONOMIA 24-26

  • Hira 137 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Hita avy Amin’ny Lalàn’i Mosesy hoe Tian’i Jehovah ny Vehivavy”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • De 24:1: Nahoana isika no tsy tokony hanatsoaka hevitra hoe nanamora ny fisarahan’ny lehilahy tamin’ny vadiny ny Lalàn’i Mosesy? (it “Fisaraham-panambadiana”: “Taratasy fisaraham-panambadiana”)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) De 26:4-19 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 2)

  • Lahateny: (5 min.) w19.06 23-24 § 13-16: Foto-kevitra: Ahoana no Azontsika Ampaherezana sy Anohanana ny Olona Maty Vady? (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 100

  • “Ento Hoatran’ny Reny ny Vehivavy Zokiolona ary Hoatran’ny Anabavy ny Vehivavy Tanora”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miezaha Foana Haneho Fitiavana Amin’ny Mpiara-manompo: Ny Maty Vady sy ny Kamboty Ray.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 12:15-22, efajoro “Mampahery ve ny Teniko?”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 101 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara