FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.7 18
  • 16-22 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 16-22 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.7 18

16-22 Aogositra

DEOTERONOMIA 27-28

  • Hira 89 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ho Tonga Aminao Ireto Fitahiana Rehetra Ireto ka Hahatratra Anao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • De 27:17: Nahoana ny Lalàna no nandrara hoe tsy azo akisaka ny fetra mamaritra ny tanin’olon-kafa? (it “Fetra Mamaritra Tany” § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) De 28:1-14 (th lesona 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 6)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo fanasana fivoriana ilay olona. Asehoy azy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 3)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lv 205 § 21-22 (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 11

  • “Hita Amin’ny Zavaboary hoe Tia Antsika Andriamanitra”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Hita Amin’ny Zavaboary hoe Be Fitiavana i Jehovah.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 13:1-4, efajoro “Handray Anjara Amin’ilay Fety ve Aho?”, “Fomba Handraisana Fanapahan-kevitra Tsara”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 102 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara