FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.7 21
  • 23-29 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 23-29 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.7 21

23-29 Aogositra

DEOTERONOMIA 29-30

  • Hira 3 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tsy Sarotra Loatra ny Manompo An’i Jehovah”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • De 29:4: Inona no tokony hotandremantsika rehefa jerena izay nataon’ny Israelita? (it “Sofina”: “Heviny an’ohatra” § 4)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) De 29:1-18 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo karatra jw.org ilay olona avy eo. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hianatra Baiboly ilay olona, ary asehoy azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) (th lesona 6)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lv 196-197 § 3-5 (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 73

  • “Tsy Sarotra Loatra ny hoe Be Herim-po”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tahafo Ireo Olona Be Herim-po fa Tsy Ireo Kanosa.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 13:5-15, efajoro “Aniversera sy Fivavahana Amin’i Satana”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 93 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara