FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.9 2
  • 6-12 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 6-12 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.9 2

6-12 Septambra

DEOTERONOMIA 33-34

  • Hira 150 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Miafena ao Amin’ny Sandrin’i Jehovah Maharitra Mandrakizay”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • De 34:6: Inona no mety ho antony tsy nampahafantaran’i Jehovah ny fasan’i Mosesy? (it “Mosesy”: “Maty ary nalevina” § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) De 33:1-17 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Baiboly—2Ti 3:16, 17. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)

  • Fitoriana: (5 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary manomboha fampianarana Baiboly. (th lesona 3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 76

  • “Ampiasao Ilay Boky sy Bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Faly Hiara-mianatra Baiboly Aminao Izahay. Raha ampy ny fotoana dia asongadino izay zavatra mampiavaka an’ilay boky vaovao. Ampirisiho ny rehetra mba handinika ny lesona tsirairay ao mandritra ny fianarany samirery na amin’ny Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 14:1-9

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 49 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara