20-26 Septambra
JOSOA 3-5
Hira 65 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tahin’i Jehovah Izay Manam-pinoana”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Js 5:14, 15: Mety ho iza ilay “lehiben’ny tafik’i Jehovah”? (w04 1/12 9 § 2)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Js 3:1-13 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
“Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo? Ampiasao ny Fitaovana Fanaovantsika Fikarohana”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mahafaly ny Manao Mpianatra: Raiso ny Fanampian’i Jehovah: Ampiasao ny Fitaovana Fanaovana Fikarohana.
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 1: fampidirana sy hevitra 1-2 (th lesona 15)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 14:15-19, efajoro “Manao ny Marina Foana ve Aho?”
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 122 sy Vavaka