FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.9 11
  • 27 Septambra–3 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 27 Septambra–3 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.9 11

27 Septambra–3 Oktobra

JOSOA 6-7

  • Hira 144 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Aza Mijery Zavatra Tsy Misy Ilana Azy”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Js 6:20: Inona no porofo hoe tsy natao fahirano ela be ny tanànan’i Jeriko? (w15 15/11 13 § 2-3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Js 6:1-14 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 9)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 1: hevitra 3 (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 121

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (5 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Septambra ity.

  • Voa Mafy Izay Minia Tsy Mankatò: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe ‘Tsy Nisy Tsy Tanteraka ny Fampanantenany’—Ampahany. Fanontaniana: Inona no didy mazava nomen’i Jehovah momba an’i Jeriko? Inona no nataon’i Akana sy ny fianakaviany, ary nahoana? Inona no ianarantsika avy amin’io tantara io? Ampirisiho ny rehetra mba hijery an’ilay video manontolo.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 15:1-9

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 21 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara