FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.9 13
  • 4-10 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 4-10 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.9 13

4-10 Oktobra

JOSOA 8-9

  • Hira 127 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Fianarana avy Amin’ny Tantaran’ny Gibeonita”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Js 8:29: Nahoana no nahantona teo amin’ny tsato-kazo ny mpanjakan’i Ay? (it “Ahantona” § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Js 8:28–9:2 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 2)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo fanasana fivoriana ilay olona. Asehoy azy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 11)

  • Lahateny: (5 min.) it “Fifanekena” § 1-3; “Fifanekena”: “Fifanekena hafa”: Foto-kevitra: Inona no Ianarantsika avy Amin’ilay Fifanekena Nataon’i Josoa Tamin’ny Gibeonita? (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 143

  • Manetre Tena (1Pe 5:5): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no nataon’i Petera sy Jaona mba hankatoavana an’ilay toromarik’i Jesosy momba ny Paska? Inona no lesona nampianarin’i Jesosy, ny alina talohan’ny nahafatesany? Ahoana no ahalalantsika hoe nandray am-po an’izany lesona izany i Petera sy Jaona? Ahoana avy no azontsika ampisehoana hoe manetry tena isika?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 15:10-17, efajoro “Hataoko ve Ilay Asa sa Tsia?”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 126 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara