FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.9 15
  • 11-17 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 11-17 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.9 15

11-17 Oktobra

JOSOA 10-11

  • Hira 149 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Miady ho An’ny Israely i Jehovah”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Js 10:13: Tsy maninona na tsy fantatsika aza izay voalazan’ny “bokin’i Jasara.” Nahoana? (w09 15/3 32 § 5)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Js 10:1-15 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • “Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo? Raiso ny Fanampian’ny Mpiara-manompo”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mahafaly ny Manao Mpianatra: Raiso ny Fanampian’i Jehovah: Mpiara-manompo.

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 1: hevitra 4 (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 102

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 15:18-23, efajoro “Faly sy Sambatra Aho Noho Ilay Fanapahan-kevitro”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 21 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara