FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.9 18
  • 18-24 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 18-24 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.9 18

18-24 Oktobra

JOSOA 12-14

  • Hira 69 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Manaraha An’i Jehovah Amin’ny Fo Manontolo”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Js 13:2, 5: Azon’ny Israelita tokoa ve “ny tanin’ny Gebalita”? (it “Gebala” § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Js 12:7-24 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hianatra Baiboly amin’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ilay olona. (th lesona 6)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary atombohy eo amin’ny lesona 1 ny fianarana. (th lesona 20)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 1: hevitra 5 (th lesona 18)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 84

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • “Ataovy An-tsaina Foana i Jehovah”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Amin’ny Fo Manontolo ny Asanao, toy ny hoe ho An’i Jehovah.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 16:1-8

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 34 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara