FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.9 21
  • 25-31 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 25-31 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.9 21

25-31 Oktobra

JOSOA 15-17

  • Hira 146 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Arovy ny Lovanao Sarobidy”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Js 17:15, 18: Ahoana no ahalalantsika hoe tena be ala tany Israely fahiny? (w15 15/7 32)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Js 15:1-12 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona. (th lesona 19)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 4)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 1: hevitra 6 sy ilay Misy Miteny Hoe (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 139

  • “Torio Ilay Vaovao hoe Kely Sisa dia ho Tsara Be ny Fiainana!”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay hira hoe Ilay Tontolo Vaovao.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 16:9-14, efajoro “Tandremo fa Fetsy i Satana”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 4 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara