FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.11 7
  • 15-21 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 15-21 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.11 7

15-21 Novambra

JOSOA 23-24

  • Hira 50 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ny Hafatrafatr’i Josoa Tamin’ilay Firenena”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Js 24:2: Mpanompo sampy ve i Tera rain’i Abrahama? (w04 1/12 12 § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Js 24:19-28 (th lesona 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 2)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 20)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 1: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 28

  • Aza Miaraka Amin’ny Naman-dratsy any Am-piasana: (7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Halaviro Izay Mety Hahatonga Anao Hivadika: Naman-dratsy. Fanontaniana: Inona no vokany rehefa niaraka tamin’ny naman-dratsy ilay anabavy tany am-piasana? Inona no fiovana nataony ary nahoana izany no nanampy azy? Inona no ianaranao avy amin’iny video iny momba ny naman-dratsy?

  • Olona Tsy Ampoizinao no Mety ho Lasa Namanao: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Nahoana i Aina no lasa niaraka tamin’ny naman-dratsy tany am-pianarana? Ahoana no nahitany namana tsara tao amin’ny fiangonana? Ahoana no fomba hahitana namana tsara, rehefa jerena iny video iny?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 17:11-22

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 52 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara