FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.11 9
  • 22-28 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 22-28 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.11 9

22-28 Novambra

MPITSARA 1-3

  • Hira 126 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Be Herim-po Izy ary Nahomby ny Tetikadiny”: (10 min.)

    Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Mpts 2:10-12: Mampitandrina antsika amin’ny inona izany? (w05 15/1 24 § 7)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Mpts 3:12-25 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • “Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo? Raiso ny Fanampian’i Jehovah Amin’ny Alalan’ny Vavaka”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mahafaly ny Manao Mpianatra: Raiso ny Fanampian’i Jehovah: Vavaka.

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 2: Fampidirana sy hevitra 1-3 (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 53

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Miomàna Tsara Aloha dia Hendre Tsara Koa!: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha mety dia asaivo mankeny aloha ny ankizy vitsivitsy ary anontanio hoe: Ahoana no atao rehefa manomana ny fitoriana? Hoatran’ny ahoana izany akanjo milamina tsara sy tsotra izany? Ahoana no ataon’ny ankizy hendry rehefa eny amin’ny fanompoana?

  • “Soso-kevitra Rehefa Mitarika Fivoriana Alohan’ny Fanompoana”: (10 min.) Fiaraha-midinika ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Anontanio ny mpanatrika hoe nahoana isika no tokony ho tonga aloha rehefa hanatrika fivoriana alohan’ny fanompoana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ll Sasin-teny; fizarana 1

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 89 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara