FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.11 13
  • 29 Novambra–5 Desambra 2021

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 29 Novambra–5 Desambra 2021
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.11 13

29 Novambra–5 Desambra

MPITSARA 4-5

  • Hira 137 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nampiasa Vehivavy Roa i Jehovah mba Hanavotana ny Vahoakany”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Mpts 5:20: Ahoana no niadian’ny kintana avy tany an-danitra ho an’i Baraka? (w05 15/1 25 § 5)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Mpts 4:1-10 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory Ny Tilikambo Fiambenana No. 2 2021. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 4)

  • Lahateny: (5 min.) w06 1/3 28-29: Foto-kevitra: Inona no Dikan’ny hoe “Aoka ny Vehivavy Hangina Rehefa eo Anivon’ny Fiangonana”?—1Ko 14:34. (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 84

  • “Inona no Tanjona Azon’ny Anabavy Tratrarina?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe “Vehivavy Miasa Mafy ao Amin’ny Tompo”.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ll fizarana 2-3

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 96 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara