6-12 Desambra
MPITSARA 6-7
Hira 38 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mandehana Amin’izao Herinao Izao”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Mpts 6:27: Ahoana no azontsika anahafana an’i Gideona rehefa manompo? (w05 15/1 26 § 6)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Mpts 6:1-10 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Baiboly—Ro 15:4. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fitoriana: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 6)
Fitoriana: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary atoroy an’ilay olona ny fomba hahazoany an’ilay izy amin’ny endrika elektronika. (th lesona 15)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Tsy Vita Ilay Izy Raha Tsy teo ny Fanahy Masina”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Famoahana “Ny Fitambaran’olon’ny Tontolo Vaovao Miasa.”
Fianarana Baiboly: (30 min.) ll fizarana 4-5
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 146 sy Vavaka