FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.1 2
  • 3-9 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 3-9 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.1 2

3-9 Janoary

MPITSARA 15-16

  • Hira 124 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tena Ratsy ny hoe Mpamadika”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Mpts 16:1-3: Inona no tian’ireo andininy ireo holazaina? (w05 15/3 27 § 6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Mpts 16:21-30 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Miahy Antsika Andriamanitra—Mt 10:29-31. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 3)

  • Fitoriana: (5 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary asehoy azy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 131

  • Nanavotra ny Tokantranonay ny Baiboly: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona avy ny toro lalan’ny Baiboly nanampy an’ireo mpivady mba hanavotana ny tokantranony? Inona no vokany rehefa niverina nifandray tsara tamin’i Jehovah indray izy ireo? Nahoana ny mpivady no tokony hiezaka foana mba handamina ny olana ao an-tokantranony? Iza no azon’ny mpivady angatahana fanampiana?—Jk 5:14, 15.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ll lesona 12, 13

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 125 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara