FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.1 6
  • 17-23 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 17-23 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.1 6

17-23 Janoary

MPITSARA 20-21

  • Hira 47 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Anontanio Foana i Jehovah”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Mpts 20:16: Ahoana no nampiasana pilotra taloha, rehefa niady? (w14 1/5 11 § 4-6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Mpts 20:1-11 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 5)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah? (tsy tena alefa anefa ilay izy) (th lesona 17)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 3: Fampidirana sy hevitra 1-3 (th lesona 4)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 5

  • “Vao Mainka Isika Matoky ny Fahendren’i Jehovah Rehefa Mandinika ny Zavaboary”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Nisy Namorona Ve? Ny Fahaizan’ny Vitsika Mivezivezy Milamina Tsara sy ilay hoe Nisy Namorona Ve? Ny Fahaizan’ny Tantelisiaka Manidina. Ampirisiho ny mpanatrika mba hijery an’ilay fizarana hoe “Nisy Namorona Ve?”, ao amin’ny jw.org, mandritra ny fotoam-pivavahan’ny fianakaviana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) hf 1:1-7

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 132 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara