FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.1 9
  • 24-30 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 24-30 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.1 9

24-30 Janoary

ROTA 1-2

  • Hira 108 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Miezaha ho Be Fitiavana sy Tsy Hivadika”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Rt 1:20, 21: Nahoana i Naomy no nilaza hoe nampangidy ny fiainany i Jehovah? (w05 1/3 27 § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Rt 1:3-17 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) (th lesona 9)

  • Lahateny: (5 min.) ia 43-44 § 5-9: Foto-kevitra: Tena Fianakaviana Izy Ireo (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 54

  • “Matokia hoe Tia Anao i Jehovah Sady Tsy Mivadika Aminao”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tatitra avy Amin’ny Komitin’ny Mpandrindra 2019.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) hf 1:8-11

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 131 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara