31 Janoary–6 Febroary
ROTA 3-4
Hira 39 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Miezaha ho Tsara Laza Foana”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Rt 4:6: Nahoana ny mpanavotra no mety ho “voa mafy”? (w05 1/3 29 § 4)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Rt 4:7-16 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
“Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo? Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Hivory”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Hivory.
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 3: Hevitra 4 (th lesona 8)