FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.1 18
  • 14-20 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 14-20 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.1 18

14-20 Febroary

1 SAMOELA 3-5

  • Hira 1 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tsara Fanahy i Jehovah”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Sa 3:3: Ahoana no hahalalantsika hoe tsy natory tao amin’ny Masina Indrindra i Samoela? (w05 15/3 21 § 6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 3:1-14 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hianatra Baiboly amin’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ilay olona. (th lesona 11)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary manomboha fampianarana Baiboly eo amin’ny lesona 1. (th lesona 15)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 3: Hevitra 6 (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 30

  • “Inona no Azonao Ianarana avy Amin’ny Fiainan’i Samoela?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mianara Amin’izy Ireo: Samoela.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) hf 3:6-11

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 107 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara