FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.1 21
  • 21-27 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 21-27 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.1 21

21-27 Febroary

1 SAMOELA 6-8

  • Hira 9 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Iza no Mpanjakanao?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Sa 7:3: Inona no dikan’ny hoe miova sy mibebaka rehefa jerena io andininy io? (w02 1/4 12 § 13)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 7:1-10 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraha gazety manazava an’ilay hevitra noresahin’ilay olona. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona avy eo. (th lesona 18)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 3: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 28

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)

  • Hanao Mpisava Lalana Mpanampy ve Ianao Amin’ny Martsa na Aprily?: (5 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana Janoary-Febroary 2021, pejy 16.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) hf 4:1-3

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 78 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara