FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.1 23
  • 28 Febroary–6 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 28 Febroary–6 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.1 23

28 Febroary–6 Martsa

1 SAMOELA 9-11

  • Hira 121 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nanetry Tena i Saoly Tamin’ny Voalohany”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Sa 9:9: Inona no mety ho dikan’ireo teny ireo? (w05 15/3 22 § 8)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 9:1-10 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • “Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo? Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Tsy Hiaraka Amin’ny Naman-dratsy”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Tsy Hiaraka Amin’ny Naman-dratsy.

  • Lahateny: (5 min.) w15 15/4 6-7 § 16-20: Foto-kevitra: Inona no Azo Atao Raha Te Hahay Hampiofana? (th lesona 19)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 37

  • Tatitra Isan-taona: (15 min.) Lahateny ataon’ny anti-panahy. Vakio ilay taratasy misy ny tatitra isan-taona avy amin’ny biraon’ny sampana. Avy eo dia manadinadìna mpitory vitsivitsy manana fitantarana mampahery, momba ny fanompoany tamin’ny taon-dasa.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) hf 4:4-8

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 28 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara