7-13 Martsa
1 SAMOELA 12-13
Hira 4 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ho Afa-baraka Izay Sahisahy Ratsy”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
1Sa 12:21: Ahoana no mety ho nahatonga an’ilay vahoaka hanaraka “zava-poana”? (w11 15/7 14 § 15)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 12:1-11 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Jesosy —Mt 16:16. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 1)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 4: Fampidirana sy hevitra 1-2 (th lesona 13)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zava-bitan’ny Fandaminana: (5 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Martsa ity.
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) hf 5:1-8
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 116 sy Vavaka