FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.3 4
  • 14-20 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 14-20 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.3 4

14-20 Martsa

1 SAMOELA 14-15

  • Hira 89 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ny Mankatò no Tsara Noho ny Sorona”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Sa 15:24: Rehefa jerena izay nataon’i Saoly, inona no tokony hotandremantsika rehefa te hangoraka olona isika? (it “Fangorahana”: “Rahoviana no tsy tokony hangoraka?” § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 15:1-11 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Jesosy​—Mt 20:28. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hianatra Baiboly ilay olona, ary asehoy azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 61

  • Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana Manomboka ny Asabotsy 19 Martsa: (10 min.) Fiaraha-midinika. Resaho izay voalazan’ilay fanasana. Resaho koa ny fandaharana ataon’ny fiangonana momba ny lahateny manokana sy ny Fahatsiarovana ary ny fomba hamitana ny faritany. Alefaso ilay video fanolorana fanasana, ary iaraho midinika.

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Ankatoavy i Jehovah: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) hf 6:1-8

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 134 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara