FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.3 6
  • 21-27 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 21-27 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.3 6

21-27 Martsa

1 SAMOELA 16-17

  • Hira 7 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “An’i Jehovah ny Ady”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Sa 16:14, f.a.p.: Nahoana no lazaina fa “nisy fanahy ratsy avy amin’i Jehovah nampihorohoro” an’i Saoly? (it “Saoly”: “Nolavin’Andriamanitra” § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 16:1-13 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fanasana Amin’ny Fahatsiarovana: (2 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 11)

  • Fanasana Amin’ny Fahatsiarovana: (3 min.) Manasa mpiara-miasa, na mpiara-mianatra, na havana efa nitoriana taloha. (th lesona 2)

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Miverina mitsidika olona liana sy nandray fanasana Fahatsiarovana. (th lesona 4)

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Miverina mitsidika olona liana sy nandray fanasana Fahatsiarovana. Ampirisiho hijery ny tranonkalantsika ilay olona. (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 150

  • “Fomba Telo Azonao Ampisehoana hoe Miantehitra Amin’i Jehovah Ianao”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tsy Misy Antony Tokony Hatahorana Fanenjehana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) hf 6:9-13; 7:1-5

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 135 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara