18-24 Aprily
1 SAMOELA 23-24
Hira 114 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mahareta Rehefa Miandry An’i Jehovah”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
1Sa 23:16, 17: Ahoana no hanahafantsika an’i Jonatana? (w17.11 27 § 11)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 23:24–24:7 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 6)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 13)
Lahateny: (5 min.) w19.03 23-24 § 12-15: Foto-kevitra: Manàna Faharetana Amin’ny Olona Ampianarinao. (th lesona 14)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Misy Farany Foana ny Fitsapana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Vahoaka Niray Saina fa Tsy mba Nanavakavaka.
Fianarana Baiboly: (30 min.) hf 9:1-9
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 47 sy Vavaka