FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.3 19
  • 25 Aprily–1 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 25 Aprily–1 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.3 19

25 Aprily–1 Mey

1 SAMOELA 25-26

  • Hira 130 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mieritreritra Tsara Ianao sa Tonga dia Manao Zavatra?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Sa 25:18, 19: Nahoana i Abigaila no azo lazaina hoe tsy nanohitra ny fahefan’ny vadiny? (ia 80 § 16)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 25:1-13 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • “Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo? Ampio ny Mpianatra Baiboly mba ho Naman’i Jehovah”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba ho Naman’i Jehovah.

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 4: Hevitra 4 (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 126

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 1

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 98 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara