FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.5 2
  • 2-8 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 2-8 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.5 2

2-8 Mey

1 Samoela 27-29

  • Hira 71 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ny Tetik’ady Narahin’i Davida”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Sa 28:15: Iza no nifampiresaka tamin’i Saoly tamin’io? (w10 1/1 20 § 4-5)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 27:1-12 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Fijaliana​—Jk 1:13. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)

  • Fitoriana: (5 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary asehoy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) (th lesona 6)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 129

  • Tsy Mivadika na eo aza ny Fanenjehana: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no ianarantsika avy amin’ireo rahalahintsika tany Alemaina Nazia? Inona no ianarantsika avy amin’ireo rahalahintsika tany amin’ny Firaisana Sovietika teo aloha sy any Rosia?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 2

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 94 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara