FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.5 4
  • 9-15 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 9-15 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.5 4

9-15 Mey

1 SAMOELA 30-31

  • Hira 8 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Miantehera Amin’i Jehovah Andriamanitrao dia Hahazo Hery Ianao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Sa 30:23, 24: Inona no ianarantsika avy amin’io tantara io? (w05 15/3 24 § 9)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 30:1-10 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Fijaliana​—1Jn 5:19. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 8)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary manomboha fampianarana Baiboly eo amin’ny lesona 1. (th lesona 16)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 43

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Mivavaha Foana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Fanontaniana: Fa maninona ianao no tokony hivavaka amin’i Jehovah? Rahoviana ianao no afaka mivavaka aminy? Inona no azonao resahina amin’i Jehovah?

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 3

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 95 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara