FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.5 6
  • 16-22 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 16-22 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.5 6

16-22 Mey

2 SAMOELA 1-3

  • Hira 103 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Inona no Ianarantsika avy Amin’ilay Hira hoe ‘Ilay Tsipìka’?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Sa 1:26: Nahoana i Davida no niantso an’i Jonatana hoe ‘rahalahiny’? (it “Rahalahy, Anadahy” § 3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 3:1-16 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Hazavao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly maimaim-poana isika, dia omeo karatra jw.org izy avy eo. (th lesona 20)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 4: Hevitra 5, sy ilay hoe Misy Miteny Hoe (th lesona 19)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 107

  • “Ny Fitiavana ... Tsy Mifaly Noho ny Tsy Fahamarinana”: (7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tadidio fa ny Fitiavana... Tsy Mifaly Noho ny Tsy Fahamarinana.

  • “Ny Fitiavana ... Manantena ny Zava-drehetra”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tadidio fa ny Fitiavana... Manantena ny Zava-drehetra.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 4

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 2 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara