FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.5 10
  • 23-29 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 23-29 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.5 10

23-29 Mey

2 Samoela 4-6

  • Hira 135 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Matahora An’i Jehovah Foana Amin’izay Rehetra Ataonao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Sa 6:8, 9: Sosotra i Davida nefa natahotra avy eo, satria tezitra be tamin’i Oza i Jehovah. Inona no ianarantsika avy amin’izany? (w96 1/4 29 § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 4:1-12 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 9)

  • Lahateny: (5 min.) w05 1/10 23-24 § 14-15: Foto-kevitra: “Matahora An’Andriamanitra dia Omeo Voninahitra Izy.”​—Ap 14:7. (th lesona 19)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 143

  • “Efa Vonona ve Ianao Raha Misy Korontana any Aminareo?”: (15 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny anti-panahy. Alefaso ilay video hoe Vonona ve Ianao Raha Misy Loza Mitranga?. Resaho koa ny fampahatsiahivana avy amin’ny biraon’ny sampana sy avy amin’ny anti-panahy, raha misy.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 5

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 96 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara