FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.5 13
  • 30 Mey–5 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 30 Mey–5 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.5 13

30 Mey–5 Jona

2 SAMOELA 7-8

  • Hira 22 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nanao Fifanekena Tamin’i Davida i Jehovah”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Sa 8:2: Inona ny faminaniana tanteraka rehefa resin’i Davida ny Moabita? (it “Andro Farany”: “Faminanian’i Balama” § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 7:1-17 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary ampifandraiso amin’izay zava-nitranga tato ho ato ilay izy. Mametraha gazety manazava an’izay hevitra noresahin’ilay olona. (th lesona 13)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina, ary ampifandraiso amin’izay zava-nitranga tato ho ato ilay izy. Hazavao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly maimaim-poana isika, dia omeo karatra jw.org izy avy eo. (th lesona 18)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 4: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 91

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)

  • “Miresaha Zava-nitranga Tato ho ato Rehefa Manompo”: (5 min.) Fiaraha-midinika.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 6

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira Vaovao Amin’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2022 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara