FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.5 16
  • 6-12 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 6-12 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.5 16

6-12 Jona

2 SAMOELA 9-10

  • Hira 124 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Be Fitiavana i Davida Sady Tsy Nivadika”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Sa 10:4, 5: Nahoana no nanala baraka an’ireo lehilahy israelita ny nataon’i Hanona? (it “Volombava” § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 9:1-13 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary resaho vetivety ilay hoe “Ahoana no Handraisanao Soa avy Amin’ireo Lesona Ato?” (th lesona 17)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 5: Hevitra 4 (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 116

  • Tadidio fa ny Fitiavana... Tsara Fanahy: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no nampisehoan’i Davida hoe tsara fanahy tamin’i Mefiboseta izy? Ahoana no hampisehoantsika hoe tsara fanahy amin’ny hafa isika sady tia azy sy tsy mivadika aminy?

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (10 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Jona ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 7

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 1 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara