FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.5 18
  • 13-19 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 13-19 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.5 18

13-19 Jona

2 SAMOELA 11-12

  • Hira 121 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Aza Manaiky ho Resin’ny Fanirian-dratsy”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Sa 12:13: Nahoana i Davida sy Batseba no tsy nasain’i Jehovah novonoina ho faty? (it “Davida”: “Nanota ary nizaka ny vokany” § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 11:1-15 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hianatra Baiboly amin’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ilay olona. (th lesona 11)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary manomboha fampianarana Baiboly eo amin’ny lesona 1. (th lesona 13)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 5: Hevitra 5 (th lesona 15)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 29

  • “Fehezo ny Fanirianao”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Aza Simbana Amin’ny Setroka ny Fiainanao.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 8

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 28 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara