FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.5 21
  • 20-26 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 20-26 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.5 21

20-26 Jona

2 SAMOELA 13-14

  • Hira 127 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tia Tena i Amnona dia Loza ny Vokany”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Sa 14:25, 26: Hoatran’ny ahoana ny atao hoe tsara tarehy eo imason’Andriamanitra, raha jerena ny tantaran’i Absaloma? (w08 15/11 5 § 3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 14:8-20 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraha gazety manazava an’izay hevitra noresahin’ilay olona. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona avy eo. (th lesona 18)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 5: Hevitra 6 sy ilay hoe Misy Miteny Hoe (th lesona 18)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 68

  • “Ampiasao Ilay Boky hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! mba Hanampiana ny Olona Hino An’i Jehovah sy Jesosy”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ireto video ireto: Ampio Hino An’i Jehovah ny Olona ka Ampiasao ny Boky “Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!” sy Ampio Hino An’i Jesosy ny Olona ka Ampiasao ny Boky “Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!”

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 9

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 47 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara