FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.5 24
  • 27 Jona–3 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 27 Jona–3 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.5 24

27 Jona–3 Jolay

2 SAMOELA 15-17

  • Hira 123 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nikomy i Absaloma Satria Nanambony Tena”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Sa 16:4: Nanapa-kevitra maimaika i Davida. Inona no ianarantsika avy amin’izany? (w18.08 6 § 11)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 17:17-29 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 7)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 2)

  • Lahateny: (5 min.) w09 15/5 27-28: Foto-kevitra: Tahafo ny Zotom-pon’i Itahy Rehefa Manompo.​—2Sa 15:19-22. (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 106

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • “Ny Fitiavana ... Tsy Mieboebo”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tadidio fa ny Fitiavana... Tsy Mieboebo.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 10

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 87 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara