FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.7 2
  • 4-10 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 4-10 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.7 2

4-10 Jolay

2 SAMOELA 18-19

  • Hira 138 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Barzilay: Modely Amin’ny Fanetren-tena”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Sa 19:24-30: Nahoana no mampahery antsika ny tantaran’i Mefiboseta? (w20.04 18:19)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 19:31-43 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Fikasan’Andriamanitra​—Ge 1:28. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina.a Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 1)

  • Lahateny: (5 min.) w21.08 33:15-19: Foto-kevitra: Tanjona Hoatran’ny Ahoana no Mety Amintsika Raha Voafetra ny Azontsika Atao? (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 81

  • “Tanjona ho An’ny Taom-panompoana Manaraka: Manao Mpisava Lalana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miezaha ho Be Herim-po: Ry Mpisava Lalana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 11

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 97 sy Vavaka

a Jereo ny lahatsoratra ao amin’ny pejy 16.

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara