FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.7 9
  • 18-24 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 18-24 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.7 9

18-24 Jolay

2 SAMOELA 22

  • Hira 4 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Miantehera Amin’ny Fanampian’i Jehovah”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Sa 22:36: Nahoana no hoe nisandratra i Davida noho i Jehovah nanetry tena? (w12 15/11 17 § 7)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 22:33-43 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary asehoy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) (th lesona 3)

  • Lahateny: (5 min.) w06 15/8 21 § 7-8: Foto-kevitra: Avy Amin’i Satana ve ny Loza Rehetra Mahazo Antsika? (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 12

  • Mifalia Satria Mamonjy Antsika i Jehovah: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no nanampian’i Jehovah ny fianakavian’ny Rahalahy Ganeshalingam rehefa nisy korontana tany Sri Lanka? Nahoana ny zavatra niainan’izy ireo no manatanjaka ny finoanao?

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff famerenana ny fizarana 1

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 60 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara